Famandrihana Hividy tapakila Tsaradia Hividy tapakila miaraka ami'ny Air Madagascar Ny sidina mora Fantaro Guide Prime Media Ireo toeran-kalehanay Collation à bord Fanomanana Ny fandaharan'ny sidina Enregistrement en ligne Karazana tolotra misy eto amin'ny Tsaradia Entana Taratasy momba ny dia Fanampiana manokana ho an'ny tsy salama Fenitra ara-pahasalamana entana alefa Fifandraisana amin'ny Tsaradia Masoivoho Foire aux questions Madagascar Airlines Vaovao farany Madagascar Airlines Le groupe Air Madagascar Momba ny Tsaradia My Capricorne Recrutement
Famandrihana

Hijery na angataka fanovana tapakila

Azonao atao ny mijery ny famandrihanao amin’ny fotoana rehetra sy manova ny datin’ny dianao eto amin’ny tranonkala na mitondra ireo fiovàna farany mombamomba anao.

Zava-dehibe tsara ho fantatra mahakasika ny fanovana atao eto

Ny fanovàna ny famandrihana dia:

  • Azo atao avy hatrany aorian’ny fividianana ny tapakila
  • Misy fiantraikany amin’ny mpandeha rehetra  samy ao anatin’ny antontan-taratasy famandrihana iray
  • Mety tsy ahazoana alalana, na mitarika fampiharana fepetra henjana na fanefàna sarany ambony ampanga

Tsy mahakasika ny tapakila Tsaradia avoakan’ireo kaompania hafa ny fikarakarana ataonay eto. Tsy raisinay an-tànana eto ihany koa ny fanovàna ny tapakila avoakan’izy ireo. 

Midira amin’ny faritra voatokana ho anao

Ho hitanao ao ny antsipiriany mahakasika ny dianao: ora, fepetra mahakasika ny tapakilanao, ny famotsoran-kaba ahazoana alalana, sns..
Azonao atao ny manova ny mombamomba anao ahafahanao mahalala izay tokony ho fantatra

 Malagasy