Raha hijery ny tapakila Tsaradia nofandrihana dia, fenoy ny numerao ny dosie, ary ny anaran'ny tompon'ny tapakila eto ambany.
- Ny nomeraon'ny dosie (numéro de dossier) : na "référence de réservation", dia kaody tokana misy endri-tsoratra alphanumeric 6: (ohatra : 007750)
- Anaran'ny mpandeha : Fenoy ny anaran'ny mpandeha (ohatra : Rakoto). (Tsy asiana fanampin'Anarana)
Azonao atao ny mandoa ny saran'ny tapakila nofandrihanao, na manova ny dianao rehefa tafiditra ianao.